Ampidiro aloha ny tenimiafina
Asehoy ahy (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na ny tsy hita . Na ny afenina tnblc aza fantatrao
Zay efa vita , ny nenina sy izay mbola hatao
Ny herinao tsy misy qaccm fetra .Tsy ho rmgeo voafaritra , An - tsaiko ao
F’izay momba ahy rehetra efa voadinikao
Ref : Asehoy ahy hahitako
Toe-panahy sy ny fahotako
Aiza ho aiza aho . Sao dia nandao
Tafasaraka aminao
Homeo fitsapana , homeo fisedrana aho
Mba hijoro am - po torotoro
Sao variana tratra aoriana aho
Tafasaraka aminao
Ampangino aho raha mitory izay tsy nolaizainao
Sao hoe 'zaho indray no hita ho'aho fa tsy Ianao
Mba tsy ho menatra aho raha ho avy ilay andro iray tononkira.serasera.org
Fa mba ianao no nampandroso ahy an-tranon’ny Ray
Ref...
Ampianaro aho hahalala
Aza havela aho tompo malala o
Ampianaro aho mba hanisa
Ny andro sisa
ieeeeeeeeh

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija RasolondraibeHits : 12165
Likes : 1 Like
Created by : Ferrari
Date : 23/08/2005 07:35