Any an-danitra any (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any an-danitra any, any misy fiainana
Ny mino any no mbola hody fa tsy maintsy tody xqmqylr eee
Ny yhaugoe aty dia mandala sy miserana, nfuxczhs Jesosy any efa mikarakara ny toerana
Jesosy o, Jesosy a, tsy misy atakaloko Anao e
Lalako Ianao ety an-tany ka hatrany an-danitra any e
Any an-danitra any, zay tonga ihany no arabaina
Fa manana tombon-tsoa ny velon’aina
Mihetsiketsika fa manorina ny ankoatra
Jesosy any efa mikarakara efa manamboatra
Tsy hangorohoro ny fonareo
Ianareo mahalala ny Tompo (ianareo mahalala ny feoko e)
Tsy hangorohoro tononkira.serasera.org ny fonareo, fantatrareo zay alehako e
Aza manahy e, aza manahy a, ho avy ny andronareo a
Zay hisy ahy e, zay hisy ahy e, any koa no hisy anareo

?

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 9181
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : iriana.ranaivo
Daty : 27/07/2017 12:51