Antsoantso (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro ireo efa nandà ny fanasana
Niantso azy tononkira.serasera.org ireo mba hiara-hikorana
Maro ireo efa nandre
Fa vitsy no nilaza hoe
Hamaly ny antso fa fifaliam-be
Refrain:
Tsy hiato hiantsoantso pqdoxa anie aho satria
Mamy loatra hoy aho ny miara-dia
Tsy dia hoe manan-kolazaina lava izao
Fa mba faly aho
Raha ho any koa xahsdeg ianao
Ianao mihitsy mantsy no nasainy
Ianao mihitsy no mba nantenainy
Koa qwmvpd raha mbola misy koa ny azo atao
Tena faly aho raha ho any koa ianao
Niantso azy tononkira.serasera.org ireo mba hiara-hikorana
Maro ireo efa nandre
Fa vitsy no nilaza hoe
Hamaly ny antso fa fifaliam-be
Refrain:
Tsy hiato hiantsoantso pqdoxa anie aho satria
Mamy loatra hoy aho ny miara-dia
Tsy dia hoe manan-kolazaina lava izao
Fa mba faly aho
Raha ho any koa xahsdeg ianao
Ianao mihitsy mantsy no nasainy
Ianao mihitsy no mba nantenainy
Koa qwmvpd raha mbola misy koa ny azo atao
Tena faly aho raha ho any koa ianao
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 6039
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : elnintest
Daty : 14/11/2016 20:19
