Antsoantso (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro ireo efa nandà ny fanasana
Niantso azy ireo mba hiara-hikorana
Maro ireo efa nandre
Fa vitsy no nilaza hoe
Hamaly tononkira.serasera.org ny antso fa fifaliam-be
Refrain:
Tsy hiato hiantsoantso anie aho satria
Mamy loatra hoy aho ny miara-dia
Tsy dia hoe manan-kolazaina lava szcp izao
Fa mba faly aho
Raha ho any koa ianao
Ianao mihitsy mantsy no nasainy
Ianao mihitsy no mba nantenainy
Koa raha mbola misy koa ny azo atao
Tena faly aho kimzz raha ho any koa ianao acpd
Niantso azy ireo mba hiara-hikorana
Maro ireo efa nandre
Fa vitsy no nilaza hoe
Hamaly tononkira.serasera.org ny antso fa fifaliam-be
Refrain:
Tsy hiato hiantsoantso anie aho satria
Mamy loatra hoy aho ny miara-dia
Tsy dia hoe manan-kolazaina lava szcp izao
Fa mba faly aho
Raha ho any koa ianao
Ianao mihitsy mantsy no nasainy
Ianao mihitsy no mba nantenainy
Koa raha mbola misy koa ny azo atao
Tena faly aho kimzz raha ho any koa ianao acpd
--------
Link:
About this song
Artist : Rija RasolondraibeHits : 6042
Likes : 2 Like
Created by : elnintest
Date : 14/11/2016 20:19
