Antsoantso (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro ireo efa nandà ny fanasana
Niantso azy pxnajyt ireo mba hiara-hikorana
Maro ireo efa nandre
Fa vitsy no yflivuas nilaza hoe
Hamaly ny antso fa yhokrcxx fifaliam-be
Refrain:
Tsy hiato hiantsoantso anie aho satria
Mamy loatra hoy aho ny tononkira.serasera.org miara-dia
Tsy dia hoe manan-kolazaina lava izao
Fa mba faly aho
Raha ho any koa ianao
Ianao mihitsy mantsy no nasainy
Ianao mihitsy no mba nantenainy
Koa raha mbola misy koa ny azo atao
Tena faly aho raha ho any koa ianao
Niantso azy pxnajyt ireo mba hiara-hikorana
Maro ireo efa nandre
Fa vitsy no yflivuas nilaza hoe
Hamaly ny antso fa yhokrcxx fifaliam-be
Refrain:
Tsy hiato hiantsoantso anie aho satria
Mamy loatra hoy aho ny tononkira.serasera.org miara-dia
Tsy dia hoe manan-kolazaina lava izao
Fa mba faly aho
Raha ho any koa ianao
Ianao mihitsy mantsy no nasainy
Ianao mihitsy no mba nantenainy
Koa raha mbola misy koa ny azo atao
Tena faly aho raha ho any koa ianao
--------
Lien:
Commentaires
new_rff2020
(
12/05/2020 12:43)
Tsara ny Tompo!!!!!!!!!
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rija RasolondraibeVisites : 6038
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : elnintest
Date : 14/11/2016 20:19
