Am-pelatananao (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Am-pelatananao, manomboka izao
Ny eritreritro, ny fihetsiko sy ireo fomba fanao
Aza avelanao ho tymhib resy
Raha toa misesisesy ireo fakam-panahy
Mamandrika ahy
Ref: Ianao no heriko, raha mafy ny manjo ahy
Fa famelana fahotana ianao, afaka ahiahy
tononkira.serasera.org Tsy fitsarana, na fangejana fa fo omena
Hizara famonjena
Raha sendra ka mianjera aho, ka trotraka ny dia
Lazao ahy fa ny anao tsy miova ny imjs fitia
Amboary anatiko ao,
Fitia vaovao, tsy mety ho resy fa mahery
Ref:...
fgwuy ....o o o!
Omeko anao, ny fiainako sy izay momba ahy
Ny hatanorako, ny heriko, ny foko sy fanahy
Ekeko izao "tsy hanompo Tompo hafa aho satria
Tsy ho voafafan’ny Ray, ..o o o !
Ny herin’ny fitia....
"ho eo ambany fahefan’i Jesosy anie ny ho avintsika rehetra...."

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 11531
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : soul Ouf!
Daty : 02/07/2004 21:35