Am-pelatananao (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Am-pelatananao, manomboka izao
Ny eritreritro, ny fihetsiko sy ireo fomba fanao
Aza avelanao ho resy
Raha toa misesisesy ireo fakam-panahy
Mamandrika ahy
Ref: Ianao no heriko, raha mafy ny manjo ahy
Fa famelana fahotana ianao, afaka ahiahy
Tsy fitsarana, na fangejana fa fo omena
ejuy Hizara famonjena
Raha sendra ka mianjera aho, ka trotraka ny dia
Lazao ahy fa ny anao tsy miova ny fitia
Amboary anatiko ao,
Fitia vaovao, tsy mety ho resy fa mahery
Ref:...
....o o o!
Omeko anao, ny fiainako sy izay momba ahy
Ny hatanorako, ny heriko, ny foko sy tononkira.serasera.org fanahy
Ekeko izao "tsy hanompo Tompo hafa aho satria
Tsy ho voafafan’ny Ray, ..o o o !
Ny herin’ny fitia....
"ho eo ambany fahefan’i Jesosy anie ny ho avintsika rehetra...." gwzpz mhdknzx

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rija RasolondraibeVisites : 11634
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : soul Ouf!
Date : 02/07/2004 21:35