Nofinofy mamy (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nofinofy mamy, tsy lany
No tazako eny aminao
Mampitsiriritra maditra
Tsy hitako izay atao
Nofinofy mamy, tsy lany
No indro fa omeko anao
Zaraiko tsy eken’ny saiko,
vsomseh Fa tsy tia tena aho
Hirahira tsotra mampivoitra
Fa namako ianao.
tononkira.serasera.org Hirahira soa, vokatry ny fo
nveia fqogafza Dia izaho sy ianao mifankahay
Fatratra,kanto izy zay..
Fa fitiavana mbola hafa hay
No nampihavana, nampifandray
Ny fianantsika no hitsara,
Ny soa avela ho tantara.
No tazako eny aminao
Mampitsiriritra maditra
Tsy hitako izay atao
Nofinofy mamy, tsy lany
No indro fa omeko anao
Zaraiko tsy eken’ny saiko,
vsomseh Fa tsy tia tena aho
Hirahira tsotra mampivoitra
Fa namako ianao.
tononkira.serasera.org Hirahira soa, vokatry ny fo
nveia fqogafza Dia izaho sy ianao mifankahay
Fatratra,kanto izy zay..
Fa fitiavana mbola hafa hay
No nampihavana, nampifandray
Ny fianantsika no hitsara,
Ny soa avela ho tantara.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RamanantoaninaVangy : 9311
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Mihanta
Daty : 05/05/2005 01:11
