Mama (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mama, avelao handeha fa efa
Olon-dehibe ity zanakao,
Te hahaleo tena,
F’efa tonga taona,
F’efa tonga saina.
Mama, Mama,
Be ny vitanao, tena be tokoa,
Mamy koa raha mamy
Ny tononkira.serasera.org fitiavanao,
Tsy mba roa fa tokana tsy mety lany
Loharano mamy
Ianao no nahalehibe, nahatoa izao tzfoun ahy,
Andriko fony aho be ahiahy,
Toky tsy namitaka ahy
Hatram’izay naha zao ahy izay fa...
Mama, avelao aho mba handeha,
Hisonga ltnrrwuo f’efa lehibe,
Hisedra irery cdsecdhm ny atao hoe
Fiainana isan’andro,
Hitetika, hahandro,
Kanefa aza manahy ianao
Fa ireo anatrao no hialoha làlana ahy
Olon-dehibe ity zanakao,
Te hahaleo tena,
F’efa tonga taona,
F’efa tonga saina.
Mama, Mama,
Be ny vitanao, tena be tokoa,
Mamy koa raha mamy
Ny tononkira.serasera.org fitiavanao,
Tsy mba roa fa tokana tsy mety lany
Loharano mamy
Ianao no nahalehibe, nahatoa izao tzfoun ahy,
Andriko fony aho be ahiahy,
Toky tsy namitaka ahy
Hatram’izay naha zao ahy izay fa...
Mama, avelao aho mba handeha,
Hisonga ltnrrwuo f’efa lehibe,
Hisedra irery cdsecdhm ny atao hoe
Fiainana isan’andro,
Hitetika, hahandro,
Kanefa aza manahy ianao
Fa ireo anatrao no hialoha làlana ahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RamanantoaninaVangy : 36750
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 21/10/2001 23:10
