Mama (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mama, avelao handeha fa efa
Olon-dehibe ity zanakao,
Te hahaleo tena,
F’efa tonga taona,
F’efa tonga saina.
Mama, Mama,
Be ny vitanao, tena be tokoa,
Mamy koa raha mamy
Ny fitiavanao,
Tsy mba roa fa tokana gohgzxw tononkira.serasera.org tsy mety lany
Loharano mamy
Ianao vpikrsn no nahalehibe, zjzth nahatoa izao ahy,
Andriko fony aho be ahiahy,
Toky tsy namitaka ahy
Hatram’izay naha zao ahy izay fa...
Mama, avelao aho mba handeha,
Hisonga f’efa lehibe,
Hisedra irery ny atao hoe
Fiainana isan’andro,
Hitetika, hahandro,
Kanefa aza manahy ianao
Fa ireo anatrao no hialoha làlana ahy
Olon-dehibe ity zanakao,
Te hahaleo tena,
F’efa tonga taona,
F’efa tonga saina.
Mama, Mama,
Be ny vitanao, tena be tokoa,
Mamy koa raha mamy
Ny fitiavanao,
Tsy mba roa fa tokana gohgzxw tononkira.serasera.org tsy mety lany
Loharano mamy
Ianao vpikrsn no nahalehibe, zjzth nahatoa izao ahy,
Andriko fony aho be ahiahy,
Toky tsy namitaka ahy
Hatram’izay naha zao ahy izay fa...
Mama, avelao aho mba handeha,
Hisonga f’efa lehibe,
Hisedra irery ny atao hoe
Fiainana isan’andro,
Hitetika, hahandro,
Kanefa aza manahy ianao
Fa ireo anatrao no hialoha làlana ahy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rija RamanantoaninaVisites : 37345
Préférés : 3 J'aime
Ajouté par : Heriniaina
Date : 21/10/2001 23:10
