TSY METY MILAZA (Olombelo Ricky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jstr
Tsy mety milaza ve ny omaly e
Fa sary manjavona ka tomany e, tomany tononkira.serasera.org e
Tsy mety mifoha ve sa tsy mahare
Nefa toa tetsy ambadika gsywr ihany e,ihany e
vfjlxgy Rehefa maty iny masoandro iny
Dia mahatsiaro an’azy foana ianao(x2)
Nindrana an’iny lanitra iny foana anie aho e
Sy ireo voro-kely tonga hihira maraina ho anao e
Hihir

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Olombelo RickyHits : 10212
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 12/10/2002 17:19