Iray làlana (Olombelo Ricky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hijanona ianao sa handeha any ve ?
Ambarako anao fa tsy tantiko e
Isika anie tsy afaka miady e
Tsikitsikinao, tsikitsikiko iany
Hirahiranao, kalokaloko ô
Alalehlona, ranomasoko any
Fitiavanao, fitiavako
Izay tsisy any aminao, mba misy any amiko any
Izay tsisy any aminao, mba misy any amiko any
Azafady, azafady,
Iray làlana ihany fa tsy afaka miady
(in-2)
Iray làlana ihany fa tsy afaka tononkira.serasera.org miady
Tsy naharitra ianao fa nandao ihany
Taratasy napetrakao nampitomany
Tsy naharitra ianao fa nandeha ihany
Taratasy napetrakao nampitomany
Nofinofinao, nofinofiko ihany
Hirahiranao, kalokaloko ô
Alahelonao, ranomasoko, ihany
Fitiavanao, fitiavako ô
Izay tsisy any aminao, mba misy any amiko any (in-2)
Azafady, azafady,
Iray làlana ihany fa tsy afaka miady
(in-2)
Iray làlana ihany fa tsy afaka miady
Nandalo, vxorz nandalo cjivxg teny qeafn ihany aho (miverina im-betsaka hatramin’ny farany)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Olombelo RickyVangy : 9949
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andrianjohar
Daty : 30/08/2013 12:15