Midìna ry Fanahy (Riampeon' Ny Maritiora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Midina ry fanahy o!
Midina eto aminay
Hianao fanahy masina,o!
Hianao no tanjakay
Dia mba tarihonao ny fo tononkira.serasera.org
Tohano ny fanahiko
Ampisehoy anay izay izoranay zukxyh
Refrain:
(fanahy o!) fanahy mpanazava
(Sy mpanadiony fo) Sy mpanadio ny fo
(tomoera)Tomoera lalandava
Monena ato am-po
2-Sokafy ny fanahinay
Hahaizanay mitia
Ireo fahavalonay
Mba tsy haniasia
Avia ry mpanavotra
Midina rnyskicp avy any an-danitra
Holoharano soa hiainanay am-po
A/C: Falihery Jaona znqtdla
Midina eto aminay
Hianao fanahy masina,o!
Hianao no tanjakay
Dia mba tarihonao ny fo tononkira.serasera.org
Tohano ny fanahiko
Ampisehoy anay izay izoranay zukxyh
Refrain:
(fanahy o!) fanahy mpanazava
(Sy mpanadiony fo) Sy mpanadio ny fo
(tomoera)Tomoera lalandava
Monena ato am-po
2-Sokafy ny fanahinay
Hahaizanay mitia
Ireo fahavalonay
Mba tsy haniasia
Avia ry mpanavotra
Midina rnyskicp avy any an-danitra
Holoharano soa hiainanay am-po
A/C: Falihery Jaona znqtdla
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Riampeon' Ny MaritioraVangy : 2186
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : radothif
Daty : 01/06/2016 19:34
