Ekeo Hanapaka (Riampeon' Ny Maritiora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba fantatrao io moa ve?
Ny antson'ny Tompo hoe: Mankanesa aty ianareo izay miasa fatratra
izay miasa fatratra sy mavesatr' entana
fa izao no anome anareo ilay fitsaharana...

Ref;
wykcmck     xslivpht    Ka mba zovy re,
        zovy re no tsy anantona azy ry Gasy o!
        Aiza indray no ahita tahaka azy? tsy hisy
sexwmi        f'izany re no hahasambatra ity firenena ry vahoaka efa mahonena.
        Ry vahoaka Malagasy, aza mety angasiasy
        fa raha te ho afaka amin'ny fahantrana
        DIA JESOA NO EKEO HANAPAKA 'TY FIRENENTSIKA FA TENA HO SAMBATRA


Mba efa nosaininao?
'Lay teny hatramizao
hoa sambatra ny firenena izay manan an'i Jehovah
'zay manana an'i Jehovah ho Andriamaniny
koa atsotrany anio ny tanany ho antsika Malagasy.


Ref:
     tononkira.serasera.org    Ka mba zovy re...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2529