Midìna ry Fanahy (Riampeon' Ny Maritiora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Midina ry fanahy o!
Midina eto aminay
Hianao tononkira.serasera.org fanahy masina,o!
Hianao no tanjakay
Dia mba tarihonao yqveyknh ny fo
Tohano ny fanahiko
Ampisehoy anay qteswy izay izoranay
Refrain:
(fanahy o!) fanahy mpanazava
(Sy mpanadiony fo) Sy mpanadio ny fo
(tomoera)Tomoera lalandava
Monena ato gyewwjnp am-po
2-Sokafy ny fanahinay
Hahaizanay mitia
Ireo fahavalonay
Mba tsy haniasia
Avia ry mpanavotra
Midina avy any an-danitra
Holoharano soa hiainanay am-po
A/C: Falihery Jaona
Midina eto aminay
Hianao tononkira.serasera.org fanahy masina,o!
Hianao no tanjakay
Dia mba tarihonao yqveyknh ny fo
Tohano ny fanahiko
Ampisehoy anay qteswy izay izoranay
Refrain:
(fanahy o!) fanahy mpanazava
(Sy mpanadiony fo) Sy mpanadio ny fo
(tomoera)Tomoera lalandava
Monena ato gyewwjnp am-po
2-Sokafy ny fanahinay
Hahaizanay mitia
Ireo fahavalonay
Mba tsy haniasia
Avia ry mpanavotra
Midina avy any an-danitra
Holoharano soa hiainanay am-po
A/C: Falihery Jaona
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Riampeon' Ny MaritioraVisites : 2116
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : radothif
Date : 01/06/2016 19:34
