Hihira ho an'i Jehovah aho raha mbola velona koa (Hira fanevan'ny Riampeon' ny maritiora) (Riampeon' Ny Maritiora)

Tsy lany hamamiana ny fitiavanao
Fa feno fitahiana izay hombanao
Misaotra anao ry Ray, tanteraka izao
Ny asa vitanay ho voninahitrao


Ref:
         Hihira ho an'i Jehovah aho raha mbola velona koa
         Ny fahasoavanao dia ho anay tokoa
         Hasandratray ny feo hidertononkira.serasera.orga sy hankalaza ny Tsitoha
         Hihira ho an'i Jehovah aho raha mbola velona koa...


Ny Fanahy Masinao Ray no ampinga entinay
Hamakivaky ireo asa miandry anay
Na sarotra aza anie ny hodiavinay
Ny Riampeo mandresy no hany tanjonay


Ref:
         Hihira ho an'i Jehovah aho raha mbola velona koa...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Riampeon' Ny Maritiora
Mpamaky : 809
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : keuvin4
Tamin'ny : 21/03/2016 15:01:21
ID : 8133

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo