Mifandraisa Tsara Ianareo (Riampeon' Ny Maritiora)

https://tononkira.serasera.org/hira/riampeon-ny-maritiora/mifandraisa-tsara-ianareo

Eny mifankatiava ianareo
Eny miraisa hina ianareo
Eny mifamela, mifamela heloka tononkira.serasera.orgianareo

Fa izany no hanandratan' Andriamanitra Anareo amin'ny andro farany
Ka mifandraisa tsara ianareo..

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Riampeon' Ny Maritiora
Mpamaky : 507
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : keuvin4
Tamin'ny : 14/03/2016 12:15:01
ID : 8155

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo