Ekeko (Riampeon' Ny Maritiora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:

Ekeko izao ny fitantananao e
Ekeko izao ny fanatrehanao e
Ekeko izao ny fitantananao e
ouu ouououu tononkira.serasera.org ouuouu


Fa n'inona miseho amin'ny fiainako
dia anome voninahitra anao aho e!
Hisaotra anao hitsaoka anao ywvaj ry Jesosiko
Satria ianao no Tompo efa Andriamanitro

Réf: Ekeko izao ny fitantananao e...


Ny mlmn zavatra rehetra natao hahasoa
Ny zanak'Andriamanitra xbus k'anisany aho
Na sarotra na mora no hatrehiko
Matoky aho fa hiaro izy hanafaka..

Réf:
Ekeko izao ny fitantananao e...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0377