Midìna ry Fanahy (Riampeon' Ny Maritiora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Midina ry fanahy o!
Midina eto cuhtm aminay
Hianao fanahy masina,o!
Hianao no tanjakay
Dia mba tarihonao ny fo
Tohano ny fanahiko
Ampisehoy anay izay izoranay
Refrain:
(fanahy o!) swsqisdl fanahy mpanazava
(Sy mpanadiony fo) Sy mpanadio ny fo
(tomoera)Tomoera lalandava
Monena ato am-po
2-Sokafy tononkira.serasera.org ny fanahinay
Hahaizanay mitia
Ireo fahavalonay
Mba tsy haniasia
Avia ry wlxwb mpanavotra
Midina avy any an-danitra
Holoharano soa hiainanay am-po
A/C: Falihery Jaona
Midina eto cuhtm aminay
Hianao fanahy masina,o!
Hianao no tanjakay
Dia mba tarihonao ny fo
Tohano ny fanahiko
Ampisehoy anay izay izoranay
Refrain:
(fanahy o!) swsqisdl fanahy mpanazava
(Sy mpanadiony fo) Sy mpanadio ny fo
(tomoera)Tomoera lalandava
Monena ato am-po
2-Sokafy tononkira.serasera.org ny fanahinay
Hahaizanay mitia
Ireo fahavalonay
Mba tsy haniasia
Avia ry wlxwb mpanavotra
Midina avy any an-danitra
Holoharano soa hiainanay am-po
A/C: Falihery Jaona
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Riampeon' Ny MaritioraHits : 2185
Likes : 0 Like
Created by : radothif
Date : 01/06/2016 19:34
