Lehibe ny fitiavanao (Riampeon' Ny Maritiora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fa fitiavana mpanota toa ahy
Nalatsaka ny rany,mba ho avotra
Fa fitiavana mpanota toa ahy
Nalatsaka ny rany, mba ho avotra

Ny ranao soa, izay nalatsaka
Hanadiovanao ny ota sy helokay
Lehibe ny enjbx fitiavanao

2-Fa fitiavana mpanota toa anao
Nalatsaka ny rany, mba ho avotra
Fa fitiavana mpanota toa anao jbkv
Nalatsaka ny rany, gkdcoy mba ho avotra

Jeso tia o! nafoinao ny aina
Hanafahana tononkira.serasera.org ny geja,fatotray
Lehibe ny fitiavanao

A/C: Denis R

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0375