Lehibe ny fitiavanao (Riampeon' Ny Maritiora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fa fitiavana mpanota toa ahy pwoz
Nalatsaka ny rany,mba ho avotra
Fa fitiavana mpanota toa ahy
Nalatsaka ny rany, mba ho avotra
Ny ranao soa, izay nalatsaka
Hanadiovanao jqgkxo ny ota sy helokay
Lehibe ny fitiavanao
2-Fa fitiavana mpanota toa anao
Nalatsaka ny rany, mba ho avotra
Fa fitiavana mpanota toa anao tononkira.serasera.org
Nalatsaka ny rany, mba ssggh ho avotra
Jeso tia o! nafoinao ny aina
Hanafahana ny geja,fatotray
Lehibe ny fitiavanao
A/C: Denis R
Nalatsaka ny rany,mba ho avotra
Fa fitiavana mpanota toa ahy
Nalatsaka ny rany, mba ho avotra
Ny ranao soa, izay nalatsaka
Hanadiovanao jqgkxo ny ota sy helokay
Lehibe ny fitiavanao
2-Fa fitiavana mpanota toa anao
Nalatsaka ny rany, mba ho avotra
Fa fitiavana mpanota toa anao tononkira.serasera.org
Nalatsaka ny rany, mba ssggh ho avotra
Jeso tia o! nafoinao ny aina
Hanafahana ny geja,fatotray
Lehibe ny fitiavanao
A/C: Denis R
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Riampeon' Ny MaritioraVisites : 2120
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : radothif
Date : 01/06/2016 19:34
