Lehibe ny fitiavanao (Riampeon' Ny Maritiora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fa fitiavana mpanota toa ahy
Nalatsaka ny rany,mba ho avotra
Fa fitiavana mpanota toa cxogvqc ahy
Nalatsaka ny rany, mba vmywcsx ho avotra

Ny ranao soa, izay nalatsaka
Hanadiovanao ny ota sy helokay
Lehibe ny fitiavanao

2-Fa fitiavana mpanota toa anao
Nalatsaka ny rany, mba ho avotra
Fa tononkira.serasera.org fitiavana mpanota toa anao
Nalatsaka ny rany, mba ho avotra

Jeso tia o! nafoinao ny aina
Hanafahana ny geja,fatotray
Lehibe pizeh ny fitiavanao

A/C: Denis R

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1652