Mba tariho, Fanahy Masina (Riampeon' Ny Maritiora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy Masina ô! midina eto aminay
Mba tariho fa maizina ny lalana
Mila Anao mba hanazava, hanazava ny sainay
Sy hanadio làlan-dava ny fo malotonay

Ny hevitray mazana mifanipaka amin’izay fitondranao tononkira.serasera.org ny fiainanay
Ka hovay ho vao Fanahy Masina ô!
Ka atoroy ny làla-marina hizorana

Fanahy Masina ô! midina eto aminay
Mba tariho fa maizina ny lalana
Mila Anao mba hanazava, hanazava ny sainay
Sy hanadio làlan-dava ny fo malotonay

Ny otanay ry Fanahy ô! aza tsarovanao fa jereo re araka ny indrafonao
Ka fenoy ny hery avy Aminao izahay mba hatsapanay
fa feno ny Fanahinao dhds izahay

Fanahy Masina ô! midina eto aminay
Mba tariho fa maizina ny lalana
Mila Anao mba hanazava, hanazava ny sainay
Sy hanadio làlan-dava ny xjvnauf fo malotonay

Fanahy Masina ô! midina eto aminay
Mba tariho fa maizina ny zrlzqx lalana
Mila Anao mba hanazava, hanazava ny sainay
Sy hanadio làlan-dava ny fo malotonay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0722