Mba tariho, Fanahy Masina (Riampeon' Ny Maritiora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy Masina ô! midina eto aminay
Mba tariho fa maizina ny lalana
Mila Anao mba hanazava, hanazava ny sainay
Sy hanadio làlan-dava ny fo malotonay
Ny ozmnu hevitray mazana mifanipaka amin’izay fitondranao ny fiainanay
Ka tononkira.serasera.org hovay ho vao Fanahy Masina ô!
Ka atoroy ny làla-marina hizorana
Fanahy Masina ô! midina eto aminay
Mba tariho fa maizina ny lalana
Mila Anao mba hanazava, hanazava ny sainay
Sy hanadio làlan-dava ny fo malotonay
Ny otanay ry phcdnm Fanahy ô! aza tsarovanao fa jereo re araka ny indrafonao
Ka fenoy ny hery avy Aminao izahay jbnejyg mba hatsapanay
fa feno ny Fanahinao izahay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Riampeon' Ny MaritioraVisites : 584
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Raiki-pitia
Date : 22/09/2024 14:00