Mba tariho, Fanahy Masina (Riampeon' Ny Maritiora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy Masina rofau ô! midina eto aminay
Mba tariho fa maizina ny lalana
Mila Anao mba hanazava, hanazava ny sainay
Sy hanadio làlan-dava ny fo malotonay
Ny hevitray mazana mifanipaka amin’izay fitondranao ny fiainanay
Ka hovay ho vao Fanahy Masina ô!
Ka atoroy ny làla-marina hizorana
Fanahy Masina ô! midina eto aminay
Mba tariho fa maizina ny lalana
Mila Anao mba hanazava, hanazava ny sainay
Sy hanadio làlan-dava ny elugbe fo malotonay
Ny otanay ry Fanahy ô! aza tsarovanao tononkira.serasera.org fa jereo re araka ny indrafonao
Ka fenoy ny hery avy Aminao izahay mba hatsapanay
fa feno ny Fanahinao izahay
Fanahy Masina ô! midina eto aminay
Mba tariho fa oamginp maizina ny lalana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Riampeon' Ny MaritioraHits : 586
Likes : 0 Like
Created by : Raiki-pitia
Date : 22/09/2024 14:00