Hihira ho an'i Jehovah aho raha mbola velona koa (Riampeon' Ny Maritiora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Hira fanevan'ny Riampeon' ny maritiora)

Tsy lany hamamiana ny fitiavanao
Fa feno fitahiana jgwvvmgs izay hombanao
Misaotra anao ry Ray, tanteraka izao
Ny asa vitanay ho voninahitrao


Ref:
         Hihira ho an'i Jehovah aho raha mbola velona koa
      rkiy    Ny fahasoavanao dia ho anay tokoa
         Hasandratray ny feo hidera sy hankalaza ny Tsitoha
       tononkira.serasera.org   Hihira ho an'i Jehovah aho raha mbola velona koa...


Ny Fanahy Masinao Ray no ampinga entinay
Hamakivaky ireo asa miandry anay
Na sarotra aza anie ny hodiavinay
Ny Riampeo mandresy no hany tanjonay


Ref:
        vvzrqnm  Hihira ho an'i Jehovah aho raha mbola velona koa...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0309