Hihira ho an'i Jehovah aho raha mbola velona koa (Riampeon' Ny Maritiora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Hira fanevan'ny Riampeon' ny maritiora)
Tsy lany hamamiana ny fitiavanao
Fa feno fitahiana izay hombanao
Misaotra anao ry Ray, tanteraka izao
Ny asa vitanay ho voninahitrao
Ref:
Hihira ho an'i Jehovah aho raha mbola velona koa
Ny fahasoavanao dia ho anay tokoa
Hasandratray ny feo hidera sy hankalaza ny Tsitoha
tononkira.serasera.org Hihira ho an'i Jehovah aho raha mbola velona koa...
Ny Fanahy Masinao Ray no ampinga entinay
Hamakivaky ireo asa miandry anay
Na sarotra aza anie ny hodiavinay
Ny Riampeo mandresy no hany tanjonay
Ref:
ycnxzxuk Hihira ho an'i Jehovah aho raha mbola velona koa... uedie vhtxe

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Riampeon' Ny MaritioraVisites : 2239
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : keuvin4
Date : 08/03/2016 12:12