Hihira ho an'i Jehovah aho raha mbola velona koa (Riampeon' Ny Maritiora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Hira fanevan'ny Riampeon' ny maritiora)
Tsy lany hamamiana ny fitiavanao
Fa feno fitahiana izay hombanao
Misaotra anao ry Ray, vqbefklj tanteraka izao
Ny asa vitanay ho voninahitrao
Ref:
tononkira.serasera.org Hihira ho an'i Jehovah aho raha mbola velona koa
Ny fahasoavanao dia ho anay tokoa
Hasandratray ny feo hidera sy hankalaza ny Tsitoha
Hihira ho an'i Jehovah aho raha mbola velona dxnedjnm koa...
Ny Fanahy Masinao Ray no ampinga entinay
Hamakivaky ireo asa miandry anay
Na sarotra aza anie ny hodiavinay
Ny Riampeo mandresy no hany tanjonay
Ref:
xugrdgfo Hihira ho an'i Jehovah aho raha mbola velona koa...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Riampeon' Ny MaritioraHits : 2160
Likes : 0 Like
Created by : keuvin4
Date : 08/03/2016 12:12