Aza miala (Riampeon' Ny Maritiora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza miala amin’ny fitiavan’i Jeso,
aza mandao tononkira.serasera.org ny làlana izay alehany.
Aza miala amin’ny fitiavan’i Jeso,
aza mandao ny làlana izay alehany.
Henoy, henoy ny hafatra fitiavana no anton’izany anie
Tsy foiny anie fiainanao, tiany handova lanitra tokoa.
Fitiavan-dehibe natolony anie
mba tsy sawjrwrq ho tjastqpl very ianao handova lanitra vaovao
Aza miala amin’ny fitiavan’i Jeso,
aza mandao ny làlana izay alehany.
Aza miala amin’ny fitiavan’i Jeso,
aza mandao ny làlana izay alehany.
Jereo, jereo nataony anao, marobe soa nomeny nomeny anao
Ny ela hatrizao ny fitiavany tsy miova tokoa
Fitiavan-dehibe natolony anie
mba tsy ho very ianao fkse handova lanitra vaovao
Fitiavan-dehibe natolony anie
mba tsy ho very ianao handova lanitra vaovao
Aza miala amin’ny Jesoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Riampeon' Ny MaritioraVangy : 514
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Raiki-pitia
Daty : 01/10/2024 10:20