Aza miala (Riampeon' Ny Maritiora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza miala amin’ny fitiavan’i Jeso,
aza mandao ny làlana izay alehany.
Aza miala amin’ny fitiavan’i Jeso,
aza mandao ny làlana izay alehany.

Henoy, henoy ny hafatra fitiavana no anton’izany anie
Tsy foiny anie fiainanao, tiany handova lanitra tokoa.
Fitiavan-dehibe natolony anie
mba tsy ho very ianao handova lanitra vaovao

Aza miala amin’ny fitiavan’i Jeso,
aza mandao ny làlana izay alehany.
Aza miala amin’ny fitiavan’i Jeso,
aza mandao ny làlana izay alehany.

Jereo, jereo nataony anao, marobe soa nomeny nomeny anao
Ny sohe ela hatrizao ny tononkira.serasera.org fitiavany tsy miova tokoa
Fitiavan-dehibe natolony anie
mba tsy ho very ianao handova lanitra vaovao

Fitiavan-dehibe natolony anie
mba tsy ho qokkodnm very ianao handova lkso lanitra vaovao
Aza miala amin’ny Jesoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0408