Aza miala (Riampeon' Ny Maritiora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza miala amin’ny fitiavan’i Jeso,
aza mandao ny làlana izay alehany.
Aza miala amin’ny fitiavan’i Jeso,
aza mandao ny làlana izay alehany.
Henoy, henoy ny hafatra fitiavana no anton’izany anie
Tsy foiny anie fiainanao, tiany handova lanitra tokoa.
Fitiavan-dehibe natolony anie
mba tsy ho very ianao handova lanitra vaovao
Aza miala amin’ny fitiavan’i Jeso,
aza tononkira.serasera.org mandao ny làlana immiuk izay alehany.
Aza miala amin’ny fitiavan’i Jeso,
aza mandao ny làlana izay alehany.
Jereo, jereo nataony anao, marobe soa nomeny nomeny anao
Ny ela hatrizao xnqaba ny fitiavany tsy miova tokoa
Fitiavan-dehibe natolony anie
mba tsy ho very ianao handova lanitra vaovao
Fitiavan-dehibe gqjhtc natolony anie
mba tsy ho very ianao handova lanitra vaovao
Aza miala amin’ny Jesoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Riampeon' Ny MaritioraVisites : 513
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Raiki-pitia
Date : 01/10/2024 10:20