Tiako loatra ianao (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy andriko ny wdlszvt maraina hahitana anao,
Na ny alina aza toa lany amin’ny fanembonana,
Miraikitra ato an-doha ilay endrikao.
Ny tsikitsiky tononkira.serasera.org prti malefaka mampite hanoroka.
Tsy haiko ny hangina
Te hiantso mafy ny anaranao
Fenofeno fanontaniana
Ianao foana no ambavako ao,
Tiako loatra ianao
Tsy mahajery olon-kafa intsony aho
Lasanao avokoa ny qhuu fitiavako
Foiko ho anao daholo
Ny fiainako manontolo
Tsy rediredy sanatria fa tena tia.
Voaomana avokoa izay rehetra atao
Na fihetsika na fiteny handresen-dahatra anao
Indraindray aza toa miteniteny foana
Ny tsisy aza foronina rehefa ianao manoloana.
Ity foko mitepo tsy miato
Dia ianao tokoa no nambabo
Lasanao tsy nisy tavela
Ianao foana fa tsy hay fefena.
Na ny alina aza toa lany amin’ny fanembonana,
Miraikitra ato an-doha ilay endrikao.
Ny tsikitsiky tononkira.serasera.org prti malefaka mampite hanoroka.
Tsy haiko ny hangina
Te hiantso mafy ny anaranao
Fenofeno fanontaniana
Ianao foana no ambavako ao,
Tiako loatra ianao
Tsy mahajery olon-kafa intsony aho
Lasanao avokoa ny qhuu fitiavako
Foiko ho anao daholo
Ny fiainako manontolo
Tsy rediredy sanatria fa tena tia.
Voaomana avokoa izay rehetra atao
Na fihetsika na fiteny handresen-dahatra anao
Indraindray aza toa miteniteny foana
Ny tsisy aza foronina rehefa ianao manoloana.
Ity foko mitepo tsy miato
Dia ianao tokoa no nambabo
Lasanao tsy nisy tavela
Ianao foana fa tsy hay fefena.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RebikaVangy : 18399
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/07/2002 15:50
