Lehibe (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba saino f’aza miangatra na saro-piaro koa
Ry ray sy reny sambatra lnpp nampiaraka taloha
Ny ankizy raha mitambatra tsy haditrana moa
Fa tsara raha manandrana mba mifambabo tononkira.serasera.org fo
Ny fahafinaretana fikaroka tokoa
Traikefa anie no entina vao manana ny soa
Raha jerenao amin’ny jeografia dia ts’isy tany tsy misy fitia
Ianareo no ho idlg rafozanina k’aza sendoatra aloha
Lehibe ny ankizy mila revy koa izy
Ny fony mihitsy no mizara roa
Ianareo tsy nahafantatra fa izy anie be loha
Ny fiainany voasantatra nomeny an-tsitrapo
Ny gidro any an’ala aza manana malala
Ireo nahazo taona tsy miala foana
Jerijereo amin’ny jeografia fa tsisy tany tsy fuwicse misy fitia
Ny gidro ...
Jerijereo amin’ny jeografia fa n’iza n’iza mankafy
Jerijereo amin’ny jeografia fa ts’isy tany tsy misy fitia

--------
Rohy: