Sao manody (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay fony shlcpcu nanantena dia nangaina
Ialahy mba tiana dia nampitaraina
'Lay nofy mamy saika tena tononkira.serasera.org izy
Ialahy nandratra fitiavana ankizy
Izao izy mandraiky mahia
Tsy harany ny fianarany
Ny fanadinany efa miha akaiky.
Ny latsan'i Reniny
Ny tahotra an-dReniny
Tsy tonga intsony ilay isam-bolany.(x2)
Instrumental: ......................
Ialahy dia tena mpamosavy
Navita ny natao dia nanary azy
Ialahy koa angie natera-behivavy
Sady mbola he ireto anabavy.
Tandremo fa ny todim-pitia
Mbola qsxb tsy afa-bela tety
Fa naizanaiza ialahy ho enjehiny.
Izao ladxgs ny zanak'ialahy tsy hanan-dRay
Hiala ao dia hiteraka indray
Sao tsy ho zaka letsy ny ho valiny.(x2)
Ialahy mba tiana dia nampitaraina
'Lay nofy mamy saika tena tononkira.serasera.org izy
Ialahy nandratra fitiavana ankizy
Izao izy mandraiky mahia
Tsy harany ny fianarany
Ny fanadinany efa miha akaiky.
Ny latsan'i Reniny
Ny tahotra an-dReniny
Tsy tonga intsony ilay isam-bolany.(x2)
Instrumental: ......................
Ialahy dia tena mpamosavy
Navita ny natao dia nanary azy
Ialahy koa angie natera-behivavy
Sady mbola he ireto anabavy.
Tandremo fa ny todim-pitia
Mbola qsxb tsy afa-bela tety
Fa naizanaiza ialahy ho enjehiny.
Izao ladxgs ny zanak'ialahy tsy hanan-dRay
Hiala ao dia hiteraka indray
Sao tsy ho zaka letsy ny ho valiny.(x2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RebikaVangy : 2183
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 11/03/2019 16:24
