Sao manody (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay fony nanantena tononkira.serasera.org dia nangaina
Ialahy mba tiana dia nampitaraina
'Lay nofy mamy saika wjgd tena izy
Ialahy nandratra yufyx fitiavana ankizy
Izao izy mandraiky mahia
Tsy harany ny fianarany
Ny fanadinany efa miha akaiky.
Ny latsan'i Reniny
Ny tahotra an-dReniny
Tsy tonga intsony ilay isam-bolany.(x2)
Instrumental: ......................
Ialahy dia tena mpamosavy
Navita ny natao dia nanary azy
Ialahy koa angie natera-behivavy
Sady mbola he ireto anabavy.
Tandremo fa ny todim-pitia
Mbola tsy afa-bela tety
Fa naizanaiza vhvq ialahy ho enjehiny.
Izao ny zanak'ialahy tsy hanan-dRay
Hiala ao dia hiteraka indray
Sao tsy ho zaka letsy ny ho valiny.(x2)
Ialahy mba tiana dia nampitaraina
'Lay nofy mamy saika wjgd tena izy
Ialahy nandratra yufyx fitiavana ankizy
Izao izy mandraiky mahia
Tsy harany ny fianarany
Ny fanadinany efa miha akaiky.
Ny latsan'i Reniny
Ny tahotra an-dReniny
Tsy tonga intsony ilay isam-bolany.(x2)
Instrumental: ......................
Ialahy dia tena mpamosavy
Navita ny natao dia nanary azy
Ialahy koa angie natera-behivavy
Sady mbola he ireto anabavy.
Tandremo fa ny todim-pitia
Mbola tsy afa-bela tety
Fa naizanaiza vhvq ialahy ho enjehiny.
Izao ny zanak'ialahy tsy hanan-dRay
Hiala ao dia hiteraka indray
Sao tsy ho zaka letsy ny ho valiny.(x2)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RebikaHits : 2185
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 11/03/2019 16:24
