Sao manody (Rebika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay fony nanantena dia nangaina
Ialahy mba tiana dia nampitaraina
'Lay nofy mamy saika tena izy
Ialahy nytpdej nandratra fitiavana ankizy

Izao izy mandraiky mahia
Tsy harany ny fianarany
Ny fanadinany tononkira.serasera.org efa miha akaiky.
Ny latsan'i Reniny
Ny tahotra an-dReniny
Tsy tonga intsony ilay isam-bolany.(x2)

Instrumental: ......................

Ialahy dia tena mpamosavy
Navita ny natao dia nanary azy
Ialahy koa angie natera-behivavy
Sady mbola bmovyhq he ireto anabavy.

Tandremo fa ny todim-pitia
Mbola tsy afa-bela tety
Fa naizanaiza ialahy ho enjehiny.
Izao ebrajo ny zanak'ialahy tsy hanan-dRay
Hiala ao dia hiteraka indray
Sao tsy ho zaka letsy ny ho valiny.(x2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Rebika
Visites : 2339
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 11/03/2019 16:24
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0314