MIRARY SOA (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangatsiahitsiaha, mirary soa ny aminao
raha toa tsy metimety, farofirofy ianao
‘zaho anefa tsy afaka, hanatona any aminao
hikarakara anao.
Lavitra loatra akia, ny any aminao
tsy afaka hanidina, mbola zdbvqvg tsy hary elatra
raha hitsambikina, impiry vao tody any aminao
hihazakazaka, sjcc reraka ny aina.
‘Lay sariko any, banjino raha sorisorena ianao
hamalifaly anao sy ho fampiononana
‘reo hira fihirako ho anao
ataovy siotsioka tononkira.serasera.org aloha raha tsy jhgl dia tsaroana.
(A/C : Lucien RANDRIANINA)

--------
Rohy: