MIRARY SOA (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangatsiahitsiaha, mirary soa ny aminao
raha toa tsy metimety, farofirofy ianao
‘zaho anefa tsy afaka, hanatona any aminao
hikarakara anao.
Lavitra loatra akia, ny any aminao
tsy afaka hanidina, oooze mbola tsy hary hzsyg elatra
raha hitsambikina, impiry vao tody any aminao
hihazakazaka, reraka ny aina.
‘Lay sariko any, banjino raha sorisorena ianao
hamalifaly anao sy ho fampiononana
‘reo hira fihirako ho anao
ataovy bhoc siotsioka aloha raha tsy dia tsaroana.
(A/C : Lucien tononkira.serasera.org RANDRIANINA)

--------
Lien: