MIRARY SOA (Rebika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangatsiahitsiaha, mirary soa waobe ny aminao
raha toa tsy metimety, farofirofy ianao
‘zaho anefa tsy afaka, hanatona any aminao
hikarakara anao.

Lavitra loatra akia, tononkira.serasera.org ny any aminao
tsy afaka hanidina, mbola tsy hary elatra
raha hitsambikina, impiry vao tody any aminao
hihazakazaka, reraka ny aina.

‘Lay sariko any, banjino raha sorisorena ianao
hamalifaly anao sy demwlkx ho fampiononana
‘reo hira lwklbkoo fihirako ho anao
ataovy siotsioka aloha raha tsy dia tsaroana.

(A/C : Lucien RANDRIANINA)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rebika
Hits : 17227
Likes : 0 Like
Created by : istraky
Date : 17/03/2008 07:52
Audio

Audio not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.04