Ento aho (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ento aho, hanaraka anao aho
Mangina tononkira.serasera.org irery aho raha ilaozanao ka raiso
Tantano mba ho any aho
Miangavy mafy aho
Mitalaho fa te handeha
Efa mandroso miha alina ny andro
Ka ento aho mba hiaro anao
Ny orana efa injao mikotroka
Ka ento aho hanelo anao
rhcal Tsy andriko izay iverenanao
Ka ento aho hanary dia
rpzi Ho any ncgwowpw aho mba handrotsirotsy anao
Mba ento
Hanampy anao aho
Izay kasainao
Raha iaraha-manao dia mba faly aho
Hanaraka anao aho
Miangavy mafy aho
Mitalaho fa te handeha
Ho ento aho....
Mangina tononkira.serasera.org irery aho raha ilaozanao ka raiso
Tantano mba ho any aho
Miangavy mafy aho
Mitalaho fa te handeha
Efa mandroso miha alina ny andro
Ka ento aho mba hiaro anao
Ny orana efa injao mikotroka
Ka ento aho hanelo anao
rhcal Tsy andriko izay iverenanao
Ka ento aho hanary dia
rpzi Ho any ncgwowpw aho mba handrotsirotsy anao
Mba ento
Hanampy anao aho
Izay kasainao
Raha iaraha-manao dia mba faly aho
Hanaraka anao aho
Miangavy mafy aho
Mitalaho fa te handeha
Ho ento aho....
--------
Rohy:
