Ento aho

Lohateny Ento aho
Nampiditra istraky
Tamin'ny 24/04/2008 12:50
Vangy : 515


Mi (E) ny tonalité d'origine izay itondra-tsika azy eto  

E       Gm          A        F#m
Ento aho, hanaraka anao aho
            B            A    B7        E     Gm 
Mangina irery aho raha ilaozanao ka raiso
Gm              A        F#m
Tantano mba ho any aho
F#m         B
Miangavy mafy aho
       A    B7        E  
Mitalaho fa te handeha


     E7       A 
     Efa mandroso miha alina ny andro
          E
     Ka ento aho mba hiaro anao
     A                F#
     Ny orana efa manakotroka
       B              
     Ka ento aho hanelo anao
           A
     Tsy andriko izay iverenanao
          E                   E7
     Ka ento aho hanary dia
         A
     Ho any aho mba handrotsirotsy anao
         E                Gm
     Ka ento aho        (appel)     


          A        F#m
Hanampy anao aho
F#m            E
Izay kasainao
         A       B7            E       Gm 
Raha iaraha-manao dia mba faly aho
Gm         A        F#m
Hanaraka anao aho
F#m        B
Miangavy mafy aho
        A    B7        E  
Mitalaho fa te handeha



Ho ento aho....

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2673