You are here: home > Tononkira > Rebika

Cyclone (Rebika)

Mba rahoviana ihany vao ho vita io tetezana io
Tsy andriko ny hahita ilay endriny
Na ny lakana aza toa tsy misy akory anio
Tsindrian-daona anie aho
Niandriandry sao nisy hafatra
Nitaintaina sao heveriny efa nanadino
Ny eto an-tanàna zara raha misy miakatra

Jiro tsy mandeha, telefonina tapaka
Dian-tongotra tononkira.serasera.orgbe vao mahita paositra
Ny eritreritro sisa no hany mba afaka
Manao torapo aty an-tany lavitra

Mba rahoviana ihany vao hisy fanamboarana
Tsy hita holazaina ny haratsian-dalàna
Mbola ho ela mantsy vao hisy fifidianana
Na ianao any, indrindra f’izaho aty
Tsisy azo atao fa aleo miandry ny rariny
Raha maika ianao tsofin-drano manambadia

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Rebika
Mpamaky : 5422
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 09/10/2013 13:52:03
ID : 6382

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo