Deraiko anie (Rambao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoa ianao Jeso Tompo Mpamonjy no tonga tety
Hanavotra tononkira.serasera.org ny olom-bery sy ireo zay nania
Hanolotra ny fitiavanao tontolo izao
Deraiko anie ry Jesoa ny anaranao
Satria Ianao nisolo ny helokay
Matoa ianao Jeso tompo Mpamonjy no tonga tety
Hanavotra ny yedwrhy olom-bery sy ireo zay nania
Hanolotra ny fitiavanao tontolo izao
Deraiko anie ry Jesoa ny anaranao
Satria Ianao nisolo ny helokay
Manomboka anio Jesoa o ny fiainako
Omeko Anao tsisy fetra tokoa n’inona hanjo
Satria fitiavana tsy mety ho lany no nentinao
Deraiko anie ry jqjwf Jesoa ny anaranao
Satria Ianao nisolo ny helokay
Misaotra Anao tokoa izahay fa sambatra re
Na saika very aza izahay voavotra indray
Noho ny anaranao Jeso zay mahagaga
Deraiko anie ry Jesoa ny anaranao
Satria Ianao nisolo ny helokay
Matoa ianao Jeso Tompo Mpamonjy no tonga tety
Hanavotra ny olom-bery sy ireo zay nania
Hanolotra ny fitiavanao tontolo izao
Deraiko anie ry Jesoa ny anaranao
Satria Ianao nisolo ny helokay
Deraiko anie ry Jesoa ny anaranao
Satria Ianao eytqgq nisolo ny helokay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RambaoVangy : 4604
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ni81
Daty : 29/08/2009 12:29