Mahereza (Rambao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
bcxfxtkg
Vizana ve no tsy mahateny intsony
Sa efa boboka ny fony
Izay mangina volamena
Izany koa no fahendrena
Mahareza re f’izay tononkira.serasera.org no onjan’ny tany
Mionona hatrany hatrany
Efa napetraka ho tantara
Izay lasa rehetra hatrany am-para
Izay angaha no fetra efa voasoratra any
Mitraka f’izao re no ankason’ny tany
Any andro iray ho avy hamalifaly anao
Andro agtxdew mitsiky vaovao.
Sompatra hoy ianao kanefa ataovy an-tsaina
Fa tsy izay rehetra antenaina
Dia ho tanteraka avokoa
Fa ao ny tsy hary, ao ny soa fswwujd
Mahareza re f’izay no onjan’ny tany
Mionona hatrany hatrany
Efa napetraka ho tantara
Izay lasa rehetra hatrany am-para
Vizana ve no tsy mahateny intsony
Sa efa boboka ny fony
Izay mangina volamena
Izany koa no fahendrena
Mahareza re f’izay tononkira.serasera.org no onjan’ny tany
Mionona hatrany hatrany
Efa napetraka ho tantara
Izay lasa rehetra hatrany am-para
Izay angaha no fetra efa voasoratra any
Mitraka f’izao re no ankason’ny tany
Any andro iray ho avy hamalifaly anao
Andro agtxdew mitsiky vaovao.
Sompatra hoy ianao kanefa ataovy an-tsaina
Fa tsy izay rehetra antenaina
Dia ho tanteraka avokoa
Fa ao ny tsy hary, ao ny soa fswwujd
Mahareza re f’izay no onjan’ny tany
Mionona hatrany hatrany
Efa napetraka ho tantara
Izay lasa rehetra hatrany am-para
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RambaoVangy : 12439
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Daty : 20/11/2003 12:30
