Deraiko anie (Rambao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoa ianao Jeso Tompo Mpamonjy no tonga tetyHanavotra ny olom-bery sy ireo zay nania
Hanolotra ny fitiavanao tontolo izao
Deraiko anie ry Jesoa ny anaranao
Satria Ianao nisolo ny helokay
Matoa ianao Jeso tompo Mpamonjy no tonga tety
Hanavotra ny olom-bery sy ireo zay nania
Hanolotra ny fitiavanao tontolo izao
Deraiko anie ry Jesoa ny anaranao
Satria Ianao nisolo ny helokay
Manomboka anio Jesoa o ny fiainako
Omeko Anao tsisy fetra tokoa n’inona hanjo
Satria fitiavana tsy mety ho lany no nentinao
Deraiko anie ry Jesoa ny anaranao
Satria Ianao nisolo ny helokay
Misaotra Anao tokoa izahay fa sambatra re
Na saika very aza izahay voavotra indray
Noho ny anaranao Jeso zay mahagaga
Deraiko anie ry Jesoa ny anaranao
Satria Ianao nisolo ny helokay
Matoa ianao Jeso Tompo Mpamonjy no tonga tety
Hanavotra ny olom-bery sy ireo zay nania
Hanolotra ny fitiavanao tontolo izao
Deraiko anie ry Jesoa ny anaranao
Satria Ianao nisolo ny helokay
Deraiko anie ry Jesoa ny anaranao
Satria Ianao nisolo ny helokay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RambaoHits : 3787
Likes : 0 Like
Created by : ni81
Date : 29/08/2009 12:29