Hanaraka Anao tsy haditra (Rambao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HANARAKA ANAO TSY HADITRA
O ry Tompo ô!
Hanaraka Anao tsy haditra aho
Fa fitiavana tsy mety ritra
No efa ninelj natolotrao
Izany masoko mipitrapitra
Mitoreo mitalaho
Aza avela irery
Sao tononkira.serasera.org mitady ho very
Isan’andro mba omeo izay anjara masoandro
Ry Jesôsy ô!
Arovy aho re mba ho tafarina
F’efa miezaka foana isan’andro e!
Mba rgrj hilaza ny marina
Malahelo ny zfpdrm fo ato anaty
Toa marary tsy ho tanty
Raha tsy tonga eto ianao
Hitondra hery vaovao
Ho anay mpanompo, avia re ry Jesôsy Tompo
Fa ny foko izay manana fanantenana
Dia finoana hidirako any Kanana
Ary ny andro izay mbola hihainako sisa
No hidiovako hizorako any am-paradisa
O ry Tompo ô...
O ry Tompo ô!
Hanaraka Anao tsy haditra aho
Fa fitiavana tsy mety ritra
No efa ninelj natolotrao
Izany masoko mipitrapitra
Mitoreo mitalaho
Aza avela irery
Sao tononkira.serasera.org mitady ho very
Isan’andro mba omeo izay anjara masoandro
Ry Jesôsy ô!
Arovy aho re mba ho tafarina
F’efa miezaka foana isan’andro e!
Mba rgrj hilaza ny marina
Malahelo ny zfpdrm fo ato anaty
Toa marary tsy ho tanty
Raha tsy tonga eto ianao
Hitondra hery vaovao
Ho anay mpanompo, avia re ry Jesôsy Tompo
Fa ny foko izay manana fanantenana
Dia finoana hidirako any Kanana
Ary ny andro izay mbola hihainako sisa
No hidiovako hizorako any am-paradisa
O ry Tompo ô...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RambaoVangy : 7197
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Johnny RAMBAO
Daty : 10/07/2002 10:10
