Rotsirotsy (Rambao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rotsirotsim-pifaliana, tambitambin’ ny fitia
Eto an-tratranao ry tiana, no hanaovako sonia
Fa na maizim-bolana aza, na masoandro qjbbwszd vao maraina
Sahiko eto no milaza, mandra-maty sombinaina
Efa nolazaiko anao, ny any an-tokantranontsika
Isan’ andro vaky izao, ho masoandro srta mibaliaka
Tsikitsiky lalandava, paradisa kely soa
Tsy avelako ho rava, ny hasambarantsika roa
Indro aho e, eto anilanao ihany
Fa eny, raha mbola tany koa ny tany,
Ianao re no tiaviko hatrany,
Sanatria tsy fitiavana adala
Ka tononkira.serasera.org tomany hoe malala
Izao no hafatro aminao, ny sitrakao no ataoko
Raha sendra mifandao, qqgrao aza adinonao ny voady
Fa ny vavako miteny, na ny masoko mijery,
Mahazatra anao ireny, ka ataovy tsianjery

--------
Rohy: