IANAO NO ANTENAINAY (RAKOTOARISON Onja Lalaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fifonanay aoka hiantefa Aminao
Ry Tompo tia indreto izahay
Avy hifona, hibebaka Aminao
Vokatr’ireo ratsy cimwkoh izay natao
Tsapanay tokoa fa tsy mendrika Anao
F a I a n a o …. ilay be famindram-po
N o a n t e n a i n a y …. hamela ny otanay
R a y b e f i a n t r a n a …. Mba jereo ccye zahay
Mba todio ka manadiova anay
F a I a n a o …. r’ilay Manjakanay
N o a n t e n a i n a y …. hanavotra anay
V o a g e j a a n a t y tononkira.serasera.org …. onam-pahotana
Mba tolory indray ny ecubw tananao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RAKOTOARISON Onja LalainaHits : 1325
Likes : 0 Like
Created by : Mi_La
Date : 22/02/2019 08:35