IANAO NO ANTENAINAY (RAKOTOARISON Onja Lalaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fifonanay aoka hiantefa Aminao
Ry Tompo rxlugkvq tia indreto izahay
Avy hifona, hibebaka Aminao
Vokatr’ireo ratsy izay natao
Tsapanay uero tokoa fa tsy mendrika Anao
F a I a n a o …. ilay be famindram-po
N o a n tononkira.serasera.org t e n a i n a y …. hamela ny otanay
R a y b e f i a n t r a n a …. Mba jereo zahay
Mba todio ka manadiova anay
F a I a n a o …. r’ilay duqmz Manjakanay
N o a n t e n a i n a y …. hanavotra anay
V o a g e j a a n a t y …. onam-pahotana
Mba tolory indray ny tananao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RAKOTOARISON Onja LalainaHits : 1238
Likes : 0 Like
Created by : Mi_La
Date : 22/02/2019 08:35