Ampidiro aloha ny tenimiafina
HE MIDERA (RAKOTOARISON Onja Lalaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He miderà an’i Jehovah ry mpanompony rehetra
Miderà ny Tsitoha ry asany rehetra
Ianareo zanak’Andriamanitra, manandratà feo
Derao, derao ny Tomponao
Mpanjaka Izy ka derao
Lehibe ny Andriamanitrao
Mitafy voninahitra Ianao Ray
Tsy hita nohanoa ny falehibezanao
Mahery gbyqjo indrindra golt Ianao ka tsy klmfqa hay tohaina ny feo tononkira.serasera.org hidera Anao
Mahagaga ny asanao Tsitoha
Mahatalanjona ny zava-bitanao
Tsy takatry ny saina ny hevitrao ho anay ka aleo midera Anao
Andrian’ny Fiadanana Ianao
Fatratra ihany koa ny fiandriananao
Aharitra ny fahasambaran’ny mitoetra Aminao hidera Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RAKOTOARISON Onja LalainaVangy : 1261
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mi_La
Daty : 22/02/2019 08:35